• Cours de change
  • 4675.61 AR
  • |
  • $4353.37 AR

Flash Actu

Jeudi, 28 Mars 2024

Tonga teny amin'ny HCC ny filohan'ny Antenimierampirenena, Christine Razanamahasoa. Tsy niatrika ny fitsarana, araka ny nitorian'ny IRD azy anefa izy, fa nametraka taratasy mitaky ny hitondrana ny raharaha amin'ny ara- dalàna.

18:02

Mme Rasata Rafaravavitafika, Ministère des affaires étrangères, sera l'invitée du journal TV de la chaîne nationale TVM, ce soir à 19 heures.

17:07

Fandriampahalemana : Polisy Monisipaly 600 isa no ahetsika manomboka ny Zoma 29 Marsa hatramin'ny Alatsinain'ny Paska ny 1 Aprily 2024.

16:03

L'Institut Français de Madagascar (IFM) ferme ses portes du 29 mars au 1er avril. Réouverture le mardi 2 avril.

15:06

Voarara ny fivarotana zava-pisotro misy alikaola manomboka ny Alakamisy 28 Marsa amin'ny 12 ora alina ka hatramin'ny Zoma 29 Marsa amin'ny 12 ora alina

14:09

La date de la dernière audience du procès Gemfields est fixée au 10 mai prochain, selon Africa Intelligence. La durée de la peine pour corruption de l'ex-directrice de cabinet du président malgache sera alors déterminée.

12:02

Cyclone Gamane - Coupures sur la RN6, entre Ambanja et Antsiranana : PK 550, à Ankiabe, PK 603+767 à Andranonakoho, PK 632+857

11:03

Hiara-hiasa amin’i Torkia ny governemanta malagasy eo amin’ny sehatry ny jono sy ny fiompiana trondro ao anatin’ny 4 taona. Tafiditra ao anatin’izany ny fiaraha-miasa ara-tsiansa sy ara-teknika, ny fanatanterahana tetikasa iombonana…

10:01

Amin’ny 4 aprily 2024 no mifarana ny 100 andro voalohany nitondran’ny Filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina.

09:00

Voatendry ho Sekreteram-panjakana eo anivon'ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Tanàna vaovao sy ny Toeram-ponenana Andriamatoa ANDRIAMANOHISOA Gérard.

07:51

Raharaha Christine Razanamahasoa : Ho tontosaina androany tolakandro amin'ny 2 ora ny "Audience publique" mikasika ny filohan'ny Antenimierampirenena, taorian'ny fitoriana napetrak'ireo depiote IRD, ao amin'ny lapan'ny HCC Ambohidahy

07:03

Rivodoza Gamane : Olona 6 no maty ary iray tsy hita popoka, araka ny tatitry ny BNGRC

03:23

Météo - Rivodoza Gamane : Mbola hikorontana hatrany ny toetry ny andro any avaratra atsinanan’ny Nosy iray manontolo ny 28 sy 29 marsa

20:58

Fitaovana antsoina hoe : « scope multiparamétrique » miisa 750 sy fitaovana fijerena ny fiasan’ny fo na ECG 120 isa, no haparitaka any amin’ireo hopitaly rehetra manerana ny Nosy, izay misy sampan-draharaha Vonjy taitra sy sampan-draharaha fameloman’aina.

17:00

Mizana miisa 21 sy vatomizana manodidina ny 50 isa no nogiazana teny amin’ny tsenan’Andravoahangy, fanaraha-maso ho tohin’ny fanentanana efa nataon’ny eo anivon’ny ministeran’ny Varotra.

16:04

Manatanteraka atrikasa momba ny fitsirihana ny mety hisian'ny Kolikoly sy ny fametrahana ireo fepetra sakana hisorohana izany eo amin'ny sehatry ny Jono, ny ministeran'ny Jono sy ny Toekarena Manga, miaraka amin'ny BIANCO.

15:00

Le président Andry Rajoelina a adressé, via le réseau social X, des messages de félicitations au président élu du Sénégal, Bassirou Diomaye Faye.

14:03

Ao amin’ny Distrikan’i Vohemar ilay rivo-doza Gamane ary tsy mihetsika firy. Hianatsimo tsikelikely ny fizotrany anio tontolo andro hatramin’ny rahampitso maraina. Tombanana hivoaka an-dranomasina any Analanjirofo izy rahampitso.

13:06

Nosokafana ny alatsinainy teo, teny amin’ny Mining Business Center Ivato, ny « Guichet unique d’exportation », ho fanamorana ny fikarakarana ireo antontan-taratasy ilaina amin’ny fanondranana volamena, metaly sarobidy ary vatosoa avy eto Madagasikara.

12:00

Vavaka iraisam-pinoana ao amin’ny FJKM Marovatana, fametrahana fehezam-boninkazo eo amin'ny tsangambaton'ny Mahery fo eo Antsimomparihy, no hanamarihana ny 29 martsa 1947 ao amin’ny kaominina Ambohidratrimo.

11:02
Voir Plus

Fantaro ny mikasika ny tera-bao lasa very tadidy na « momnésie »

28/03/2024 15:51

Tranga matetika mpahazo ny vehivavy tera-bao ny fahaverezana tadidy na « momnésie ». Tsy voaresaka matetika izany toe-javatra izany ka mbola maro no tsy mahafantatra ny fisiany. Azavaina eto ary ny mahatonga ny reny tera-bao ho lasa very tadidy, ny fisehony ary ny tokony atao manoloana izany.

Inona no maha samihafa ny sery sy ny gripa ?

28/03/2024 14:56

Mbola maro tokoa ny tsy mahay manavaka ny sery sy ny gripa. Izany dia noho ny fisian’ireo soritr’aretina maromaro hitovian’izy ireo. Efa ho avy ary izao ny vaninandro ririnina ka ho fiomanana sahady amin’ny fiatrehana ireo valan’aretina ireo dia ampahafantarina eto ny maha samihafa ny sery sy ny gripa.

Bongo maso rehefa avy mitomany : ny fomba atao hampihenana izany

28/03/2024 10:33

Rehefa avy nitomany be ny olona iray, na ankizy na lehibe, dia lasa bongo ny maso. Izany hoe hita mivonto ny hodi-maso. Matetika moa dia maharitra ora maro izany fivontosana izany vao mihena ka zary manahirana sy mahamenatra rehefa hivoaka ny trano. Fa inona no mahatonga ny maso ho bongo rehefa avy mitomany be ? Ahoana ny fomba atao mba hampihena izany haingana kokoa ?

Dr Joseph Ravoahangy, Dr Joseph Raseta, Jacques Rabemananjara : ireo mpitarika MDRM tamin'ny taona 1946-1947

28/03/2024 11:26

Samy solombavambahoaka malagasy nahazo toerana tao amin'ny Antenimierampierenena Frantsay i Raseta sy Ravoahangy. Tany Frantsa izy ireo no nihaona tamin'ilay Diaspora antsoina hoe Rabemananjara. Nanorina ny Mouvement démocratique de la rénovation malgache (MDRM) izy telohahy avy eo.

Beyoncé, popstar noire du Texas, dégaine son premier album country

28/03/2024 07:34

Beyoncé, reine mondiale du R'n'B et de la pop, dégaine son premier album étiqueté musique country, nourri par son Texas natal et mettant en lumière l'influence afro-américaine dans ce genre populaire à l'image très conservatrice.

Enquête ouverte après la plainte du Canard enchaîné pour "perquisition numérique illégale"

27/03/2024 20:25

Une enquête a été confiée à l'Inspection générale de la police nationale (IGPN) après la plainte déposée début mars par l'hebdomadaire satirique Le Canard enchaîné s'estimant victime d'une "perquisition numérique illégale", a indiqué mercredi à l'AFP le parquet de Paris.

Fomba fanaovana « quiche »

27/03/2024 16:27

Nahandro matsiro, mora karakaina ary azo atao fitadiavam-bola ny « quiche ». Maro moa ny tsiro afaka anaovana azy ity, arakaraka ny hitiavana azy sy ny akora ananana. Ho an’ireo mbola vao hianatra dia atoro eto ary ny fomba tsotra fikarakarana « quiche ».

‘Ndeha ho resahana ny mikasika ny « boulimie »

27/03/2024 11:56

Mbola maro amintsika ny tsy mahafantatra ny atao hoe « boulimie ». Aretina iray tsy hita soritra izy ity matetika ka rehefa misy fiantraikany ratsy amin’ny fahasalamana ara-batana sy ara-tsaina vao fantatra. Fa inona tokoa moa izany « boulimie » izany ? Inona ny fiantraikany ary ahoana ny fitsaboana azy ?

Fomba fanamboarana savony ranony natoraly fanasana tanana

27/03/2024 10:38

Efa miroborobo ankehitriny ireo karazana savony vita tanana na « artisanaux » amidy eny an-tsena eny. Mora kokoa, mandaitra tsara ary tsy mitahiry akora simika manimba hoditra izy ireny. Ho an’ireo mankafy mampiasa savony ranony (savon liquide) natokana ho an’ny fanasana tanana dia atoro eto ny fomba tsotra sy natoraly fanaovana azy ireny.

Avec Beyoncé, les chanteuses noires de country enfin mises en lumière

27/03/2024 11:44

"A Music City, avec des rêves et des bottes à talons hauts, chantant pour une foule aux yeux bleus, voudront-ils aussi de moi?": celle qui fredonne ce couplet sur une scène de Nashville, capitale américaine de la country, est une femme métisse.

Rappeurs en séries

27/03/2024 10:19

JoeyStarr devant la caméra, Booba acteur et co-créateur, Abd al Malik réalisateur: les rappeurs de l'Hexagone se déclinent actuellement en séries sur chaînes et plateformes, marchant dans les pas de leurs pairs aux USA.

Fomba fanaovana « flan pâtissier »

27/03/2024 08:13

Efa nentina teto ny fomba fanamboarana « flan » nampiasa « poudre crème pâtissière ». Atoro anio indray ary ny fomba fikarakarana ny « flan pâtissier », izany hoe ilay mampiasaka akora maro samihafa. Mora karakaraina ary azo atao fitadiavambola ihany koa izy ity. Araho ary !

Perquisitions chez P. Diddy: son avocat dénonce une "chasse aux sorcières"

27/03/2024 02:54

Les perquisitions menées dans les résidences du rappeur américain Sean Combs, alias "P. Diddy", sont le produit d'une "chasse aux sorcières basée sur des accusations sans fondement", a réagi mardi son avocat.

Etats-Unis: dès l'effondrement du pont de Baltimore, l'émergence de théories du complot

26/03/2024 22:40

Quelques heures à peine après l'effondrement à Baltimore d'un pont percuté mardi par un porte-conteneurs, des adeptes de théories du complot ont commencé à parler d'attaque délibérée, malgré l'absence de toute trace d'acte criminel selon les autorités.

L'appartement parisien de Karl Lagerfeld vendu 10 millions d'euros

26/03/2024 17:34

L'appartement parisien du couturier Karl Lagerfeld, un trois-pièces futuriste de 260 m2 doté d'un dressing de plus de 50 m2, a été vendu dix millions d'euros (11,1 millions avec les frais) mardi aux enchères à Paris, a annoncé l'étude de notaires chargée de cette vente.

Vao vita fianarana : ireo toe-tsaina mila hananana rehefa mitady asa

26/03/2024 14:16

Maro tokoa ankehitriny ireo tanora nahavita fianarana sy nahazo diplaoma no tsy an’asa. Na eo ary ny olana eo amin’ny tolotra sy ny tinady dia tsikaritra fa eo amin’ny toe-tsain’ireo tanora mitady asa no sakana lehibe kokoa mahatonga azy ireo tsy mahita asa. Fa ahoana tokoa ary ny toe-tsaina tokony hananan’ny tanora nahavita fianarana rehefa mitady asa ?

Le roi Charles III attendu dimanche à la traditionnelle messe de Pâques

26/03/2024 15:49

Le roi Charles III, qui est actuellement traité pour un cancer, assistera dimanche à la traditionnelle messe de Pâques à Windsor, a annoncé le palais de Buckingham mardi dans un communiqué.

Affaire classée pour le père de Taylor Swift visé par une plainte en Australie

26/03/2024 15:44

La police australienne a annoncé mardi classer l'affaire impliquant le père de Taylor Swift, accusé par un photographe de lui avoir donné un coup lors d'une étape de la chanteuse américaine à Sydney fin février.

Ireo vokatsoa azo amin’ny fihinanana voanatsindrana na « pok pok »

26/03/2024 11:24

Isan’ireo voankazo betsaka eto amintsika ny voanatsindrana fa mbola vitsy ireo mihinana izany matetika. Maro ny fomba ahafahana mihinana azy, azo hanina amin’izao, atao « confiture », atao ranom-boankazo, atao fangaron’ny salady… Fa inona ary ireo vokatsoa azo amin’ny fihinana voanatsindrana na ny « pok pok » ?

Bevohoka: Ireo mila tandremana mandritra ny fitondrana vohoka

26/03/2024 09:40

Tsy aretina ny mitoe-jaza ka noho izany dia afaka miaina tsara toy ny rehetra ny bevohoka. Misy kosa nefa ireo zavatra mila tandremana mandritra ny fitondrana vohoka mba hiarovana ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza ao an-kibo. Araho eto ary ny santionany amin’izany.

Les Partenaires

Moov logo